Index

Proverbes : laferana

Proverbe Leferana sy lohalika ka izay mandefitra no mandina. [Rinara 1974 #1769]
Lohalika sy laferana: izay mandefitra no mandina. [Cousins 1885 #1373, Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Entina milaza fa izay mandefitra tian' ny olona noho izay miridiridy manao an-tratreva. [Rajemisa 1985]

Index