Index

Proverbes : itokiana

Proverbe Ataovy betsaka ny sakaizanao, fa ataovy vitsy ny itokiana. [Veyrières 1913 #5067]
Ataovy maro ny sakaiza, fa ataovy vitsy ny mahatoky. [Veyrières 1913 #5067]
Ataovy maro ny sakaiza, fa iray ihany no itokisana. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Ohabolana mampahatsiaro fa na maro aza ny namana, vitsy no tena azo itokisana. [Rajemisa 1985]
Traduction française Ayez beaucoup d' amis, mais confiez-vous à un petit nombre. [Veyrières 1913 #5067]

Proverbe Manao kijeja mita. [Cousins 1871 #1544]
Manao kijeja mita, ny rodobe no itokiana. [Rinara 1974 #1999]

Index