Index

Proverbes : ianarana

Proverbe Mandihiza, rey hitsikitsika, mba hianaranay raha fararano. [Rinara 1974 #2073]
Mandihiza, ry hitsikitsika: hianaranay raha fararano. [Veyrières 1913 #1523, Cousins 1885 #1590]
Traduction française Dansez, crécerellès, nous vous imiterons à l' automne. [Veyrières 1913 #1523]
Interprétation française Les enfants disaient ces paroles lorsqu' ils apercevaient une crécerelle planant et trémoussant ses ailes sans changer de place. [Veyrières 1913 #1523]

Proverbe Tsy nisy nahay hatrany an-kibondreniny fa ny mitan-tsotro aza ianarana. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza fa tsy misy mahay avy hatrany – na dia ny zavatra tsotra aza – fa tsy maintsy mianatra vao mahay. [Rajemisa 1985]

Index