Index

Proverbes : hatsiaka

Proverbe 1Natao ihany ny handry tsy mirakotra fa nony maneno akoho mandray lamba. [2.558 #2762]
Natao ihany ny handry tsy mirakotra, fa nony maneno ny akoho mahatsiaro hatsiaka ka mandray lamba. [2.415 #2315, 2.653]
Traduction françaiseOn voulait se coucher sans lamba pour ne pas l' user, mais au chant du coq le froid se fait sentir et on prend le lamba. [2.415 #2315]

Proverbe 2Sima misarom-bava : tsy ody hatsiaka akory fa fombany ihany. [2.558 #3887]

Proverbe 3Tsy mba ny hatsiaka no itafian-damba, fa ny henatra olona. [2.653 #3393, 2.415]
Tsy mba ny hatsiaka no itafian-damba, fa ny henatr' olona. [2.558 #4552]
Traduction françaiseCe n' est pas à cause du froid qu' on se couvre de vêtements, c' est par pudeur. [2.415 #2981]

Index