Index

Proverbes : hanitra

Proverbe Mitentina ody tsy hanitra, mifehy an-doha tsy haingo, fa matoa mitentina ody : marary. [Rinara 1974 #2450, Cousins 1871 #1864]
Mitentina ody tsy hanitra, mihefy an-doha tsy haingo : fa matoa mitentina ody, marary. [Veyrières 1913 #2814]
Traduction française Si on se couvre de remèdes ce n' est pas pour se parfumer ; si on met un bandeau à la tête ce n' est pas pour se parer ; mais si on se couvre de remèdes c' est qu' on est malade. [Veyrières 1913 #2814]

Proverbe Ny haja hanitra, ny heloka mahabe fofona. [Rinara 1974 #3022]

Proverbe Sakamalao sy havozo, ka samy mitondra ny hanitra ho azy. [Houlder 1895 #313, Rinara 1974 #3802]
Sakamalao sy havozo samy manana ny hanitra entiny. [Rajemisa 1985]
Sakamalao sy havozo : samy mitondra ny hanitra ho azy. [Veyrières 1913 #4587, Cousins 1871 #2833, Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza zavatra na olona anankiroa samy manana ny hatsarany ka tsy azo atao hoe "itsy ambany noho iroa", fa "angady mondro sy reniakoho ka izay mananda no resy". [Rajemisa 1985]
Enti-milaza zavatra na olona roa samy manana ny maha-izy azy ka tsy misy ambony na ambany; na zavatra samy manana ny toetra azy manokana avy na dia samy tsara aza. [Rajemisa 1985]
Traduction française Du gingembre et de l' anis: ils ont chacun leur parfum. [Houlder 1895 #313]
Gingembre et avozo qui sent l' anis : chacun porte son parfum particulier. [Veyrières 1913 #4587]
Interprétation française Le sens est : chacun a ses qualités. [Veyrières 1913]

Index