Index

Proverbes : fiaina

Proverbe Aleo ratsy tarehy manam-panahy handalana, toy izay tarehy soa tsy ampy fiaina. [Rinara 1974 #19]

Proverbe Tsy mety raha manao fiainan-tsokina, ka vao voatohina kely dia mivonkina. [Rinara 1974 #4615]

Proverbe Vorondolo toetra ny reniny, ka kary fiaina ny zanany. [Rinara 1974 #5046]

Index