Index

Proverbes : dorany

Proverbe 1Masaky ny dorany fa mangatsiakan' ny hambony. [2.558 #2150]
Masaky ny dorany, ka mangatsiaky ny hambony. [2.165 #847]
Masaky ny dorany, mangatsiaky ny hambony. [2.653 #1643]
Traduction françaiseCuit par ses hâbleries et refroidi par ses fausses prétentions. [2.165]

Index