Index

Proverbes : Darosy

Proverbe Ny an-dRainidarosy no nasian-dró, ka ny an' i Darosy no mangeningenina. [Rinara 1974 #2877]
Ny an-dRainidarosy no nasian-dro, ka ny an' Idarosy no mihanonkanona. [Houlder 1895 #2294]
Ny any Iketaka no hasian-dro, ka ny any Darosy no mangeningenina. [Cousins 1885 #2178]
Ny an' Iketaka no hasian-dro, ka ny an' Idarosy no mangeningenina. [Veyrières 1913 #3210]
Traduction française C'est sur la portion de riz d'Iketaka qu' on voulait verser du bouillon, et c' est celle de Darosy qui est inondée. [Veyrières 1913 #3210]
Interprétation française Se disait des gens habiles qui trouvent toujours moyen d' avoir la meilleure part. [Veyrières 1913 #3210]

Index