| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes : badolahy | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Badolahy miantsena: siramamy ka atoraka alika. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Enti-milaza olona tsy ampy fiheverana, kely saina, ka tsy hainy akory ny manavaka ny tsara sy ny ratsy, ny mahasoa sy ny tsy ilaina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|