Index

Proverbes : adabo

Proverbe 1Mielo ravin' adabo : na dia tsy voky ny voany aza, mieloelo ny raviny. [2.415 #2210, 2.653 #1747]
Mielo ravin' adabo : na dia tsy vokin' ny voany aza, mba mieloelo ny raviny. [2.558 #2293]
Traduction françaiseQuand on s' abrite sous les feuilles du figuier adabo, alors même qu' on ne se rassasie pas des fruits de l' arbre, on est du moins garanti par ses feuilles. [2.415 #2210]

Proverbe 2Safosehaky ny adabo, ka manimbolo ny voara manitra. [2.558 #3773]
Safosehaky ny adabo, ka manimbolo voara manitra. [2.415 #4581]
Safosehaky ny adabo, ka tsy manimbolo voara manitra. [2.653 #2819]
Traduction françaiseÊtre rassasié de figues adabo et sentir la bonne odeur des figues voara bien parfumées. [2.415 #4581]
Interprétation françaiseNe pas pouvoir profiter d' une bonne occasion. [2.415 #4582]

Index