Chapitres et versets citant Apio

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 28.15 And from thence, when the brethren heard of us, they came to meet us as far as Appii forum, and The three taverns: whom when Paul saw, he thanked God, and took courage. Ary nony nahare ny dianay ny rahalahy tany, dia tonga izy nitsena anay hatrany amin' ny Tsenan' Apio sy ny Tranombahiny Telo; raha nahita azy Paoly, dia nisaotra an' Andriamanitra izy ka nahazo toky. Vao nandre anay tonga ny tao an-tanàna, dia tamy nitsena anay hatrany an-tsenan' i Apiosa sy Tranombahinitelo. Nony nahita azy ireo i Paoly dia nisaotra an' Andriamanitra sady nahazo toky erý. Les frères de cette ville, informés de notre arrivée, vinrent à notre rencontre jusqu' au Forum d' Appius et aux Trois-Tavernes. En les voyant, Paul rendit grâces à Dieu et reprit courage.