Chapitres et versets citant Rimà

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 23.36 Jehoiakim was twenty and five years old when he began to reign; and he reigned eleven years in Jerusalem. And his mother' s name was Zebudah, the daughter of Pedaiah of Rumah. Dimy amby roa-polo taona Joiakima, fony izy vao nanjaka, ary nanjaka iraika ambin' ny folo taona tany Jerosalema izy. Ary ny anaran-dreniny dia Zebida, zanakavavin' i Pedaia, avy any Romaha. Dimy amby roapolo taona Joakima fony vao nanjaka, ary nanjaka iraika ambin' ny folo taona tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia Zebidà zanak' i Fadaiasa avy any Rimà. Joiaqim avait 25 ans à son avènement et il régna onze ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Zebida, fille de Pedaya, et était de Ruma.