Chapitres et versets citant Loisa

  2nd Letter to Timothy 2 Timoty Timote II 2ème Épître de Saint Paul à Timothée
...............
2Tm 1.5 When I call to remembrance the unfeigned faith that is in thee, which dwelt first in thy grandmother Lois, and thy mother Eunice; and I am persuaded that in thee also. fa nisy nahatsiarovako ny finoana tsy mihatsaravelatsihy izay ao anatinao, izay nitoetra taloha tao anatin' i Loisa renibenao sy Eonika reninao, ary matoky aho fa ao anatinao koa izany. Tsaroako koa ny finoana tsy misy fahony ao anatinao, izay nitoetra tao amin' i Loisa renibenao taloha, dia tao amin' i Eonisa reninao indray, ary matoky marina aho fa ao aminao koa izao. J'évoque le souvenir de la foi sans détours qui est en toi, foi qui, d' abord, résida dans le coeur de ta grand' mère Loïs et de ta mère Eunie et qui, j' en suis convaincu, réside également en toi.