Chapitres et versets citant Josto

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 1.23 And they appointed two, Joseph called Barsabas, who was surnamed Justus, and Matthias. Ary nanokana roa lahy izy, dia Josefa, atao hoe Barsabasy, izay atao hoe koa Josto, ary Matia. Dia nanokana roa lahy tamin' izy ireo izy, dia Josefa atao hoe Barsabasy sy nampiana anarana hoe Ilay Marina, ary Matiasy, On en présenta deux, Joseph dit Barsabbas, surnommé Justus, et Matthias.
...............
Asa 18.7 And he departed thence, and entered into a certain man' s house, named Justus, one that worshipped God, whose house joined hard to the synagogue. Ary raha niala teo izy, dia niditra tao an-tranon' ny lehilahy atao hoe Titosy Josto, izay nivavaka tamin' Andriamanitra; ary ny tranony nifanolotra tamin' ny synagoga. Nony niala teo izy, dia niditra tao an-tranon' ny olona anankiray atao hoe Tito ilay Marina; lehilahy natahotra an' Andriamanitra izy io, ary nifanolotra tamin' ny sinagoga ny tranony. Alors, se retirant de là, Paul se rendit chez un certain Justus, homme adorant Dieu, dont la maison était contiguè à la synagogue.

  Letter to the Colossians Kolosianina Kolosiana Épître de Saint Paul aux Colossiens
...............
Kol 4.11 And Jesus, which is called Justus, who are of the circumcision. These only are my fellowworkers unto the kingdom of God, which have been a comfort unto me. ary Jesosy, izay atao hoe Josto, avy amin' ny voafora ireo. Ireo ihany no mpiara-miasa amiko hampandroso ny fanjakan' Andriamanitra sady tonga fampiononana ahy. Manao veloma anareo koa Jeso, ilay atao hoe Jostosa: izy telo lahy ireo no hany voafora amin' izay miara-miasa amiko hampandroso ny fanjakan' Andriamanitra; nanafaka alahelo ahy fatratra ireo. Jésus surnommé Justus vous salue également. De ceux qui nous sont venus de la Circoncision, ce sont les seuls qui travaillent avec moi pour le Royaume de Dieu ; ils m' ont été une consolation.