Chapitres et versets citant Demasy

  Letter to the Colossians Kolosianina Kolosiana Épître de Saint Paul aux Colossiens
...............
Kol 4.14 Luke, the beloved physician, and Demas, greet you. Manao veloma anareo Lioka malala, mpanao fanafody, sy Demasy. Manao veloma anareo Lioka malala, dokotera, sy Demasy. Vous avez les salutations de Luc, le cher médecin, et de Démas.

  2nd Letter to Timothy 2 Timoty Timote II 2ème Épître de Saint Paul à Timothée
...............
2Tm 4.9 Do thy diligence to come shortly unto me: Mazotoa hankatý amiko faingana ianao; Tongàva faingana aty amiko hianao; fa nilaozan' i Demasy aho, noho ny fitiavany an' izao tontolo izao, ka lasa nankany Tesalonìka izy. Hâte-toi de venir me rejoindre au plus vite,
2Tm 4.10 For Demas hath forsaken me, having loved this present world, and is departed unto Thessalonica; Crescens to Galatia, Titus unto Dalmatia. fa Demasy efa nandao ahy, satria tia izao fiainana izao izy ka lasa nankany Tesalonika; Kreska nankany Galatia, Titosy nankany Dalmatia. Kresensy lasa nankany Galatia, ary Tito any Dalmatia. car Démas m' a abandonné par amour du monde présent. Il est parti pour Thessalonique, Crescens pour la Galatie, Tite pour la Dalmatie.

  Letter to Philemon Filemona Filemona Épître de Saint Paul à Philémon
...............
Flm / Filem 1.24 Marcus, Aristarchus, Demas, Lucas, my fellowlabourers. sy Marka sy Aristarko sy Demasy ary Lioka, mpiara-miasa amiko. sy Marka, sy Aristarka sy Demasy, ary Lioka, izay mpiara-miasa amiko.