<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 7:9 | And |
Dia naka zanak' ondry mbola minono Samoela ka nanatitra azy ho fanatitra dorana ho an' i Jehovah; dia nitaraina tamin' i Jehovah ho an' ny Isiraely Samoela, ary nihaino azy Jehovah. | Naka zanak' ondry mbola minono Samoela, natolony manontolo ho sorona dorana ho an' ny Tompo, dia nitaraina tamin' ny Tompo ho an' Israely Samoela, ka nohenoin' ny Tompo. |