<-
->

1Sm / 1Sam 7:6 And they gathered together to Mizpeh, and drew water, and poured it out before the Lord, and fasted on that day, and said there, We have sinned against the Lord. And Samuel judged the children of Israel in Mizpeh. Dia nivory tany Mizpa izy ary nanovo rano ka nandraraka izany teo anatrehan' i Jehovah, sady nifady hanina tamin' izany andro izany izy ka nanao hoe: Efa nanota tamin' i Jehovah isika. Ary Samoela nitsara ny Zanak' Isiraely tany Mizpa. Dia nivory tany Masfà izy ireo. Nanovo rano izy, nararany teo anatrehan' ny Tompo ary nifady hanina tamin' izany andro izany, fa hoy izy: Efa nanota tamin' ny Tompo isika! Ary Samoela nitsara an' Israely tany Masfà. Ils se rassemblèrent donc à Miçpa, ils puisèrent de l' eau qu' ils répandirent devant Yahvé, ils jeûnèrent ce jour-là et ils dirent : " Nous avons péché contre Yahvé. " Et Samuel jugea les Israélites à Miçpa.