<-
->

1Sm / 1Sam 7:2 And it came to pass, while the ark abode in Kirjathjearim, that the time was long; for it was twenty years: and all the house of Israel lamented after the Lord. Ary hatramin' izany andro izany dia nitoetra ela tany Kiriata-jearima ny fiaran' i Jehovah, dia roa-polo taona; ary ny taranak' Isiraely rehetra nalahelo an' i Jehovah. Hatramin' ny andro nametrahana ny fiaran' ny Tompo tany Kariatiarima dia lava ny andro nifandimby, roapolo taona, ary nitaraina tamin' ny Tompo ny tranon' Israely rehetra. Depuis le jour où l' arche fut installée à Qiryat-Yéarim un long temps s'écoula - vingt ans - et toute la maison d' Israël soupira après Yahvé.