<-
->

1Sm / 1Sam 4:2 And the Philistines put themselves in array against Israel: and when they joined battle, Israel was smitten before the Philistines: and they slew of the army in the field about four thousand men. Dia nilahatra ny Filistina hiady amin' ny Isiraely; ary rehefa raikitra ny ady, dia resin' ny Filistina ny Isiraely, ka nahafatesany tokony ho efatra arivo lahy ny miaramila nilahatra tany an-tsaha. Ary nony nilahatra hiady tamin' Israely ny Filistina, ka rafitra ny ady, dia resin' ny Filistina Israely, nahafatesany sahabo ho efatra arivo ny olona nilahatra hiady teo amin' ny tany lemaka. Les Philistins s'étant mis en ligne contre Israël, il y eut un rude combat et Israël fut battu devant les Philistins : environ quatre mille hommes furent tués dans les lignes, en rase campagne.