<-
->

1Sm / 1Sam 4:18 And it came to pass, when he made mention of the ark of God, that he fell from off the seat backward by the side of the gate, and his neck brake, and he died: for he was an old man, and heavy. And he had judged Israel forty years. Ary nony nilaza ny amin' ny fiaran' Andriamanitra izy, dia lavo nitsilany niala tamin' ny sezany teo anilan' ny vavahady Ely, ka folaka ny vozony, dia maty izy, satria efa antitra sady mavesatra. Ary efa nitsara ny Isiraely efa-polo taona izy. Vao notononiny ny hoe fiaran' Andriamanitra dia lavo nitsilany avy teo ambony sezany teo anilan' ny vavahady Helì ka folaka ny hatony, dia maty izy, satria olona efa antitra sy mavesatra izy. Efapolo taona no nitsarany an' Israely. A cette mention de l' arche de Dieu, Éli tomba de son siège à la renverse, en travers de la porte, sa nuque se brisa et il mourut, car l' homme était âgé et pesant. Il avait jugé Israël pendant quarante ans.