<-
->

1Sm / 1Sam 27:10 And Achish said, Whither have ye made a road to day? And David said, Against the south of Judah, and against the south of the Jerahmeelites, and against the south of the Kenites. Ary hoy Akisy: Moa tsy nanafika va ianareo androany? Dia hoy Davida: Nanafika ny tany atsimo izay an' i Joda sy izay an' ny Jeramelita ary izay an' ny Kenita izahay. Ary hoy Akisa: Taiza no nanafika hianareo androany? Dia namalay Davida: Tany amin' ny Negeban' i Jodà, tany amin' ny Negeban' i Jerameelita ary tany amin' ny Negeban' ny Kineana. Quand Akish demandait : " Où avez-vous fait la razzia aujourd' hui ? ", David répondait que c'était contre le Négeb de Juda ou le Négeb de Yerahméel ou le Négeb des Qénites.