<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 10:21 | When he had caused the tribe of |
Dia nampanatona ny firenen' i Benjamina araka ny fokony avy izy, ary ny fokon' ny Matrita no voafidy. Dia voafidy Saoly, zanak' i Kisy; ary raha nitady azy ny olona, dia tsy nahita azy. | Nampanatoniny isam-pianakaviana indray ny fokon' i Benjamina, ka ny fianakavian' i Metrì no voafidy, ary Saola zanak' i Kisy no voatendry. Dia notadiavina izy nefa tsy hita. | Il fit approcher la tribu de |