<- -> |
[King James Bible] Ruth |
[Baiboly 1865] Rota |
[Baiboly Katolika] Rota |
[Bible de Jérusalem] Livre de Ruth |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Rot Rt 1:2 | And the name of the man was |
Elimeleka no anaran-dralehilahy, ary Naomy no anaran' ny vadiny, ary ny anaran' ny zanany roa lahy dia Malona sy Kiliona, Efratita avy any Betlehema-joda izy ireo. Dia tonga tany amin' ny tany Moaba izy ka nitoetra tany. | Elimeleka no anaran-dralehilahy io, Noemì no anaran' ny vadiny, ary Mahalòna sy Seljòna no anaran' ny zanany roa lahy. Efrateana avy any Betleema any Jodà izy ireo, ary nankany amin' ny tanin' i Moaba sy nonina tany. | Cet homme s' appelait |