<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 7:2 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Gideona: Maro loatra ny vahoaka eo aminao, ka tsy hanolotra ny Midiana eo an-tànany Aho, fandrao hirehareha amiko ny Isiraely ka hanao hoe: Ny tanako ihany no namonjy ahy. | Ary hoy Iaveh tamin' i Jedeona: Maro loatra ity vahoaka miaraka aminao, ka tsy hanolotra an' i Madiana ho eo an-tànany aho, fandrao hireharehan' Israely amiko izany hataony hoe: Ny tànako ihany no nahafaka ahy. | Alors |