<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 4:11 | Now |
Ary Hebera Kenita efa nisaraka tamin' ny Kenita izay avy amin' ny taranak' i Hobaba, zaodahin' i Mosesy, ary nilasy ambara-pahatongany teo amin' ny hazo terebinta ao Zananima, izay eo anilan' i Kadesy. | Hebera ilay Kineana, dia nisaraka tamin' ny Kineana tarakan' i Hobaba, zaodahin' i Moizy ka nilasy hatrany amin' ny aoka any Senima, akaikin' i Kedesy. |