<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 3:10 | And the Spirit of the |
Ary ny Fanahin' i Jehovah no tao aminy, dia nitsara ny Isiraely izy sady nivoaka hiady; ary Kosan-risataima, mpanjakan' i Mesopotamia, dia natolotr' i Jehovah teo an-tànany; ary nahery ny tànany ka namely an' i Kosan-risataima. | Nilatsaka tamin' io ny Fanahin' ny Tompo, ka nitsara an' Israely izy, ary nivoaka hiady; ary natolotry ny Tompo ho eo an-tànany Kozana-Rasataima mpanjakan' i Mesopotamia, ka nahery tamin' i Kozana-Rasataima ny tànany. | L' esprit de |