<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 21:5 | And the children of |
Ary hoy ny Zanak' Isiraely: Iza amin' ny ferenen' Isiraely rehetra no tsy niakatra teo amin' ny fiangonana hanatona an' i Jehovah? fa efa nisy fianianana lehibe ny amin' izay tsy niakatra ho any amin' i Jehovah tany Mizpa hoe: Hatao maty tokoa izy. | Ary hoy ny zanak' Israely: Iza amin' ny fokon' Israely rehetra no tsy niakatra namonjy ny fiangonana teo anatrehan' ny Tompo? Fa efa nisy voady natao am-pahibemaso, namely an' izay tsy hiakatra hankany amin' ny Tompo any Masfà manao hoe: Hohelohin-ko faty izy. | Puis les |