<-
->

Mts / Mpits 21:16 Then the elders of the congregation said, How shall we do for wives for them that remain, seeing the women are destroyed out of Benjamin? Dia hoy ny loholon' ny fiangonana: Ahoana no hataontsika ho an' ireo sisa mba hahazoany vady, fa efa naringana ny vehivavy tamin' ny Benjamita? Ary hoy ny loholon' ny fiangonana: Inona no hataontsika hahazoan' ireo sisa vady; fa efa ringana ny vehivavy tamin' i Benjamina? " Que ferons-nous pour procurer des femmes à ceux qui restent, disaient les anciens de la communauté, puisque les femmes de Benjamin ont été exterminées ? "