<-
->

Mts / Mpits 20:35 And the Lord smote Benjamin before Israel: and the children of Israel destroyed of the Benjamites that day twenty and five thousand and an hundred men: all these drew the sword. Ary Jehovah namely ny Benjamita teo anoloan' ny Isiraely, ary tamin' izany andro izany ny taranak' i Benjamina dia nahafatesan' ny Zanak' Isiraely zato sy dimy arivo amby roa alin-dahy; nahatan-tsabatra avokoa ireo rehetra ireo. Nasian' ny Tompo teo anoloan' Israely Benjamina, ka zato amby dimy arivo sy roa alin-dahy samy mahatan-tsabatra no matin' ny zanak' Israely tamin' i Benjamina androtr' io. Yahvé battit Benjamin devant Israël et, en ce jour, les Israélites tuèrent à Benjamin vingt-cinq mille cent hommes, tous sachant tirer l'épée.