<-
->

Mts / Mpits 20:32 And the children of Benjamin said, They are smitten down before us, as at the first. But the children of Israel said, Let us flee, and draw them from the city unto the highways. Ary hoy ny taranak' i Benjamina: Resy eo anoloantsika tahaka ilay teo aloha ihany izy. Fa hoy ny Zanak' Isiraely: Andeha hanao tari-dositra isika mba hampiala azy amin' ny tanàna ho any an-dalambe. Hoy ny taranak' i Benjamina: Indro fa resy eo anoloantsika toy ny taloha ihany izy ireo. Fa hoy kosa ny zanak' Israely: Ndeha handositra ka ataovy tari-dositra hanalavitra ny tanàna amin' ireo làlalan ireo. Les Benjaminites se dirent : " Les voilà battus devant nous comme la première fois ", mais les Israélites s'étaient dit : " Nous allons fuir et nous les attirerons loin de la ville sur les chemins. "