<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 20:25 | And |
Dia nivoaka avy tany Gibea ny Benjamita hiady aminy indray tamin' ny andro faharoa ka naharingana ny Zanak' Isiraely valo arivo sy iray alin-dahy niampatrampatra tamin' ny tany; nahatan-tsabatra avokoa ireo rehetra ireo. | Ka nivoaka avy ao Gabaà hamely azy ny taranak' i Benjamina tamin' io andro faharoa io, ary lehilahy valo arivo sy iray alina, samy mahatan-tsabatra tamin' ny zanak' Israely no nataony maty niampatra tamin' ny tany indray. | mais, en cette seconde journée, |