<-
->

Mts / Mpits 20:15 And the children of Benjamin were numbered at that time out of the cities twenty and six thousand men that drew sword, beside the inhabitants of Gibeah, which were numbered seven hundred chosen men. Dia voalamina tamin' izany andro izany ny taranak' i Benjamina avy tamin' ireo tanàna ireo, ka enina arivo sy roa alin-dahy nahatan-tsabatra, afa-tsy ny mponina tao Gibea izay voalamina, dia fiton-jato lahy voafantina. Nisaina tamin' izany andro izany ny taranak' i Benjamina nivoaka ny tanàna ka enina arivo sy roa alina, samy mahatan-tsabatra, no isany, afa-tsy ny mponina tao Gabaà, fiton-jato lahy voafantina. En ce jour-là, on dénombra les Benjaminites venus des diverses villes, ils étaient vingt-six mille hommes sachant tirer l'épée; c' est à part des habitants de Gibéa qu' ils furent dénombrés.