<-
->

Mts / Mpits 2:20 And the anger of the Lord was hot against Israel; and he said, Because that this people hath transgressed my covenant which I commanded their fathers, and have not hearkened unto my voice; Dia nirehitra tamin' ny Isiraely ny fahatezeran' i Jehovah, ka hoy Izy: Satria nivadika ny fanekeko izay nandidiako ny razany ity firenena ity ka tsy nihaino ny feoko, Tamin' izany dia nirehitra tamin' Israely ny fahatezeran' ny Tompo ka hoy izy: Noho ity firenena ity nivadika tamin' ny fanekena nandidiako ny razany ary noho izy ireo tsy nihaino ny feoko, La colère de Yahvé s' enflamma alors contre Israël et il dit : " Puisque ce peuple a transgressé l' alliance que j' avais prescrite à ses pères et qu' il n' a pas écouté ma voix,