<-
->

Mts / Mpits 18:30 And the children of Dan set up the graven image: and Jonathan, the son of Gershom, the son of Manasseh, he and his sons were priests to the tribe of Dan until the day of the captivity of the land. Dia natsangan' ny taranak' i Dana ilay sarin-javatra voasokitra; ary Jonatana, zanak' i Gersoma, zanak' i Mosesy, sy ny zanany, no mpisorona ho an' ny firenen' i Dana hatramin' ny andro namaboana ny tany. Natsangan' ny taranak' i Dana ho azy ireo ilay sarin-javatra voasokitra; ary Jonatàna, zanak' i Gersama zanak' i Moizy, dia izy sy ny zanany no mpisoron' ny fokon' i Dana, mandra-pahatongan' ny andro namaboana ny tany. Les Danites dressèrent pour eux l' image taillée. Yehonatân, fils de Gershom, fils de Moïse, et ensuite ses fils, ont été prêtres de la tribu de Dan jusqu' au jour où la population du pays fut emmenée en exil.