<-
->

Mts / Mpits 18:25 And the children of Dan said unto him, Let not thy voice be heard among us, lest angry fellows run upon thee, and thou lose thy life, with the lives of thy household. Dia hoy ny taranak' i Dana taminy: Aoka tsy ho re eto aminay intsony ny feonao, fandrao hisy olo-masiaka hamely anareo, ka dia hanao izay hahafaty ny tenanao sy ny ankohonanao ianao. Fa hoy ny taranak' i Dana taminy: Aza ampandrenesina anay intsony ny feonao sao hiantoraka aminareo ny olona tezitra ka hahafaty ny ainao sy ny ain' ny ankohonanao. Les Danites lui répliquèrent : " Ne nous fais plus entendre ta voix! Sinon des hommes exaspérés pourraient bien tomber sur vous. Tu risques de causer ta perte et celle de ta maison! "