<-
->

Mts / Mpits 18:22 And when they were a good way from the house of Micah, the men that were in the houses near to Micah' s house were gathered together, and overtook the children of Dan. Ary rehefa lasa lavitra ny tranon' i Mika izy, dia nivory ny lehilahy nifanolo-bodirindrina tamin' i Mika ka nahatratra ny taranak' i Dana. Efa lasa lavitra ny tranon' i Mikasy izy ireo, vao indreto ny olona mitoetra ao amin' ny trano mifanolo-body rindrina amin' i Mikasy nivory nanenjika ireto taranak' i Dana. Ils étaient déjà loin de la demeure de Mika quand les gens qui habitaient les maisons voisines de celle de Mika donnèrent l' alarme et se mirent à la poursuite des Danites.