<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 17:9 | And |
Ary hoy Mika taminy: Avy aiza moa ianao? Dia hoy kosa izy taminy: Levita avy any Betlehema-joda aho ka mandeha hivahiny eny amin' izay azoko hitoerana. | Ary hoy Mikasy taminy: Avy aiza moa hianao? Ka hoy ny navaliny azy: Levita avy any Betleema any Jodà aho, fa mivahiny aho hahitako toerana hipetrahako. |