<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 12:4 | Then |
Ary Jefta dia namory ny lehilahy rehetra amin' ny Gileada ka niady tamin' ny Efraima; ary dia namely ny Efraima ny lehilahy amin' ny Gileada, satria hoy ireo: Hianareo Gileadita dia mpandositra avy amin' ny Efraima ao amin' ny taranak' i Efraima sy Manase. | Dia namory ny lehilahy rehetra amin' i Galaada Jefte, ka niady tamin' i Efraima. Noresen' ny lehilahin' i Galaada ny an' i Efraima izay efa nilaza nanao hoe: Hianareo, ry Galaadita, dia mpandositra fotsiny avy amin' i Efraima, ao afovoan' i Efraima sy Manase. | Alors |