<-
->

Mts / Mpits 11:19 And Israel sent messengers unto Sihon king of the Amorites, the king of Heshbon; and Israel said unto him, Let us pass, we pray thee, through thy land into my place. Ary ny Isiraely dia naniraka olona tany amin' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, izay mpanjakan' i Hesbona; ary hoy ny Isiraely taminy: Aoka mba handeha hamaky ny taninao izahay hankany amin' ny fonenanay. Tao Israely, dia nandefa iraka ho any amin' i Sehona, mpanjakan' ny Amoreana, mpanjakan' i Hesebona, ary hoy Israely taminy: Raha sitrakao, avelao mba hamaky ny taninao aho, hankany amin' ny taninay. Israël envoya ensuite des messagers à Sihôn, roi des Amorites, qui régnait à Heshbôn, et Israël lui fit dire : "Laisse-moi, je te prie, traverser ton pays jusqu'à ma destination. "