<-
->

Mts / Mpits 1:4 And Judah went up; and the Lord delivered the Canaanites and the Perizzites into their hand: and they slew of them in Bezek ten thousand men. Dia niakatra Joda, ary natolotr' i Jehovah teo an-tànany ny Kananita sy ny Perizita, ka nahafaty iray alin-dahy tany Bezeka izy. Niakatra Jodà ary natolotry ny Tompo teo an-tànany ny Kananeana sy ny Ferezeana, lehilahy iray alina no resiny tao Bezeka. Juda monta donc et Yahvé livra en leurs mains les Cananéens et les Perizzites, et, à Bézeq, ils défirent dix mille hommes.