<-
->

Mts / Mpits 1:34 And the Amorites forced the children of Dan into the mountain: for they would not suffer them to come down to the valley: Ary ny Amorita nanesika ny taranak' i Dana ho any amin' ny tany havoana, fa tsy namela azy hidina ho any amin' ny tany lemaka, Nasesiky ny Amoreana ho any amin' ny tendrombohitra ny taranak' i Dana, fa tsy avelany hidina ho amin' ny tany lemaka, Les Amorites refoulèrent dans la montagne les fils de Dan et ils ne les laissèrent pas descendre dans la plaine.