<-
->

Mts / Mpits 1:22 And the house of Joseph, they also went up against Bethel: and the Lord was with them. Ary ny taranak' i Josefa dia niakatra koa hamely an' i Betela; ary Jehovah nomba azy. Niakatra namely an' i Betela koa ny fianakavian' i Josefa ary nomba azy ireo Iaveh. La maison de Joseph, elle aussi, monta à Béthel et Yahvé fut avec elle.