<-
->

Mts / Mpits 1:20 And they gave Hebron unto Caleb, as Moses said: and he expelled thence the three sons of Anak. Ary Hebrona dia nomeny an' i Kaleba, araka izay efa nolazain' i Mosesy, ka noroahin' i Kaleba niala tao izy telo lahy, taranaky ny Anakita. Nomena an' i Kaleba Hebrona araka ny voalazan' i Moizy, ka noroahiny hiala tao ny zanak' i Enàka telo lahy. Comme Moïse l' avait recommandé, on donna Hébron à Caleb, lequel en chassa les trois fils d' Anaq.