<- -> |
[King James Bible] 2nd Letter of Peter |
[Baiboly 1865] 2 Petera |
[Baiboly Katolika] Piera II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Épître de Saint Pierre |
||||
<-
-> |
|
|||||||
2Pe / 2P 1:1 | Simona Petera, mpanompo sy Apostolin' i Jesosy Kristy, mamangy izay efa nahazo finoana soa tahaka ny anay amin' ny fahamarinan' i Jesosy Kristy, Andriamanitsika sy Mpamonjy: | Simona Piera, mpanompo sy Apostolin' i Jeso-Kristy, mamangy an' izay nahazo ny finoana saro-bidy toa anay, noho ny fahamarinan' i Jeso-Kristy Andriamanitra Mpamonjy antsika: |