<-
->

Heb 6:13 For when God made promise to Abraham, because he could swear by no greater, he sware by himself, Fa Andriamanitra nanao teny fikasana tamin' i Abrahama ary satria tsy nisy lehibe noho ny tenany izay azony nianianana, dia nianiana tamin' ny tenany Izy Tamin' ny fampanantenana nataon' Andriamanitra tamin' i Abrahama, noho ny tsy fisian' ny lehibebe kokoa noho ny tenany, dia nianiana tamin' ny tenany izy. En effet, lorsqu' il fit la promesse à Abraham, Dieu, ne pouvant jurer par un plus grand, jura par lui-même,