<-
->

Heb 11:23 By faith Moses, when he was born, was hid three months of his parents, because they saw he was a proper child; and they were not afraid of the king' s commandment. Finoana no nanafenan' ny ray aman-drenin' i Mosesy azy telo volana, raha vao teraka izy, satria hitany fa zaza tsara izy, ary tsy natahorany ny didin' ny mpanjaka. Ny finoana no nanafenan-drainy aman-drenin' i Moizy azy telo volana, nony efa teraka izy, satria hitany fa zaza tsara tarehy izy, ary tsy natahorany ny didin' ny mpanjaka. Par la foi, Moïse, à sa naissance fut caché par ses parents pendant trois mois, parce qu' ils virent que le petit enfant était joli, et ils ne craignirent pas l'édit du roi.