<-
->

1Tm 6:20 O Timothy, keep that which is committed to thy trust, avoiding profane and vain babblings, and oppositions of science falsely so called: Ry Timoty, tehirizo ilay natolotra anao, ka mialà amin' ny fibedibedena foana sy ny fanoherana avy amin' izay atao hoe fahalalana, kanjo tsy izy, Ry Timote! tano izay napetrako taminao, ary halaviro ny laha-teny foana tsy mahasoa, mbamin' ny fanoheran-kevitra avy amin' ny fahaizana mpisandoka anarana, O Timothée, garde le dépôt. Évite les discours creux et impies, les objections d' une pseudo-science.