<-
->

Jos 9:26 And so did he unto them, and delivered them out of the hand of the children of Israel, that they slew them not. Dia nanao izany taminy izy ka namonjy azy tamin' ny tanan' ny Zanak' Isiraely, mba tsy hahafaty azy ireo. Nataon' i Josoe tamin' izy ireo ny voalazany: nanafaka azy teo an-tànana' ny zanak' Israely izy mba tsy hataony maty. Il fit ainsi à leur égard; il les délivra de la main des Israélites qui ne les tuèrent pas.