<-
->

Jos 9:17 And the children of Israel journeyed, and came unto their cities on the third day. Now their cities were Gibeon, and Chephirah, and Beeroth, and Kirjathjearim. Dia niainga ny Zanak' Isiraely ka tonga tany an-tanànan' ireo tamin' ny andro fahatelo. Ary Gibeona sy Kefira sy Berota ary Kiriata-jearima no tanànany. Koa niainga ny zanak' Israely dia tonga tany an-tanànan' izy ireo nony afaka hateloana; ny tanànany dia Gabaona, Kefira, Berota ary Kariatiarima. Les Israélites partirent du camp et arrivèrent dans leurs villes, le troisième jour. Leurs villes étaient Gabaôn, Kephira, Béérot et Qiryat-Yéarim.