<-
->

Jos 9:14 And the men took of their victuals, and asked not counsel at the mouth of the Lord. Ary nangalan' ny olona ny vatsin' ireo, nefa tsy nanontany tamin' ny vavan' i Jehovah izy. Dia nangalan' ny lehilahy tamin' Israely ny vatsin' izy ireo, nefa tsy nanontany izay tenin' ny Tompo izy; Les notables acceptèrent de leurs provisions et ne consultèrent pas l' oracle de Yahvé.